Entrée | 1 miomby |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza ny bibindandy miova ho soherina: hodidininy ny tenany ny kofehy notehiriziny tao an-kibony izay manjary akoran-dandy, dia mibonoka matory ao izy |
Exemples |
4 [2.48] dia biby velona ampihinanina aminy amberivatry, dia miomby ny biby, dia tonga landy; |
Vocabulaire |
5 Zoologie: (en général) |
Radical | 6 omby |
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 imboim, miomby |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |