Entrée | 1 miondrika |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Milefitra ny loha, mirona, miraika mialoha: Miondrika rehefa miarahaba olona ambony Manaram-po (amin' ny alahelo): Aza dia miondrika amin' ny alahelo |
Explications en anglais |
4 [1.2, 1.7] to bow, to stoop 5 [1.2] to bend |
Explications en français |
6 [1.3#466, 1.8] s'incliner 7 [1.3#466] être incliné, courbé, ployé, abaissé se laisser aller à la douleur, ne pas lutter contre le malheur 8 [1.8] se courber; baisser la tête |
Exemples |
9 [2.472] Rahefa mandeha eny an-dalana ny olona, miondrika toa vesarana entana izany. 10 [2.131] raha mitraka homana aviavy / raha miondrika homana amontana |
Radical | 11 ondrika |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot miondrika |
Anagrammes | 19 indramiko, miandroky, mikondray, miondrika |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |