|
|
|
|

Entrée1  mipararetra
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mangovitra izaitsizy, mihovitrovitra toy ny rano andravina: Nipararetra izy raha vao nahare izany
Mihetsiketsika haingana dia haingana: Mipararetra ny tadin-dokanga raha tendrena
Explications en anglais  4  [1.2] to tremble, shake, or vibrate
5  [1.7] to vibrate, to tremble
Explications en français  6  [1.8] vibrer, trembler
Exemples  7  [2.996] mipararetra ny nofoko ny fahatahorana Anao, Ary matahotra ny fitsaranao aho.
Radical  8  pararetra
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot

Mis à jour le 2024/12/11