Entrée | 1 mirahalahy |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin' ny lehilahy roa na maro iray ray sy iray reny: Mirahalahy Rabe sy Rakoto |
Explications en anglais |
4 [1.2] to be two brothers, to be brothers. If more than two are meant, the number must be expressed. 5 [1.7] who are brothers |
Explications en français |
6 [1.54] être frères (entre hommes) 7 [1.8] qui sont frères |
Exemples |
8 [2.324] Dia lasa niakatrakatra izy mirahalahy, ka nandray ny bisikileta ary nitarika azy moramora niditra nankao amin'ny tanàna 9 [2.470] Pataloha roa aman'olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy 10 [2.472] Iny no fara fihaonanay mirahalahy |
Vocabulaire |
11 Rapports: famille |
Radical | 12 rahalahy |
Analogues | 13 mirahavavy |
Titres |
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot mirahalahy |
Mis à jour le 2024/12/12 |
![]() |