|
|
|
|

Entrée1  miraingy
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza ny afo azo amin' ny fandraingena: Afo miraingy io fa tsy afo azo tamin' ny afokasoka akory
Radical  4  raingy

Mis à jour le 2024/12/11