Entrée | 1 misy |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Teny enti-milaza ny fijoroan' ny maha-izy ny zavatra iray: Misy Andriamanitra ~ Misy ny tody Teny ilazana ny maha-eo ny olona na zavatra iray na maro: Misy (olona) mitady anao ao an-tokotany Ary, teraka, velona: Tsy mbola nisy akory ianao tamin' izany fa aza miteny Tonga: Misia telo lahy hanampy ahy rahampitso |
Explications en anglais |
4 [1.7] there is, there are |
Explications en français |
5 [1.8] il y a, il y en a |
Exemples |
6 [2.472] Lazao raha misy mahalala e! 7 [2.471] Tsy misy fiarakodia, ary ny lalana tsy misy rahateo. 8 [2.470] misy mangalatra ny volintsika, hoy izy. |
Radical | 9 isy |
Morphologie |
|
Analogues | 14 nahafahana, kaondrana, ondranondranana, tangoarara, fondrana, baibo |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Titres |
Proverbes | 65 Proverbes contenant le mot misy |
Mis à jour le 2025/04/25 |
![]() |