|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitatatata |
| Fototeny | 2 tatatata |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Maneno mafy toy ny an' ny basy mitefotefoka, ny langorony velezina: Nitatatata ny basy marovava ka natahotra daholo ny manodidina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 résonner comme un tambour, comme les pas d'un cheval qui gallope; galloper.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 mitatatatà |
| Fototeny | 11 tatatata |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitatatata [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 13 mitatatata, mitatatatà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/12 |
|