|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mitily
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.78] [Bezanozano] mitsikilo
4  [1.78] [Sihanaka] mandinika
5  [1.1] Mitsikilo, manao andry maso ny asa, fihetsika, tanin' olona ka tsy hitany: Mitily izay rehetra ataoko izy
Mizaha taratra, mitaratra: Rakoto no hitily ny fahavalo
6  [1.13] manao andry maso mba hikendrena zavatra iray
Explications en français  7  [1.13] guetter
Radical  8  tily
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Analogues  13  mitsikilo, manarangarana, manazangazana, mitaratra, mizaha taratra, mijery fandry, mikendry, miandry, manao andry maso, miambina, mandry tsy aman' afo

Entrée (2/2)14  mitily
Partie du discours  15  verbe actif
Explications en malgache  16  [1.78] [Bara] misidintsidina, manidina avo

Mis à jour le 2024/12/26