|
|
|
|

Entrée1  mitsivatsivaka
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mandeha somary mivoaka ny tongotra fa tsy mba mahitsy tsara (misy koa miditra ny tongony, ka ireny no atao hoe bingo)
Radical  4  tsivatsivaka
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :

Mis à jour le 2024/12/07