|
|
|
|

Entrée1  miverin-tsaina
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] olona be taona tsy mahafantatra izay tokony hatao intsony fa efa sahala amin' ny zazakely indray
Explications en français  4  [2.415#1840] Tomber dans l' enfance : l' intelligence retourne à son premier état
Mots élémentaires  5  miverina, saina

Mis à jour le 2024/12/07