Entrée | 1 mombamomba |
Partie du discours | 2 nom |
Exemples |
3 [2.4] Nanontaniany aloha ny mombamomba ahy rehetra : anarana, taona, ray aman-dreny, fonenana, asa. 4 [4.27] Ny tsy fahafehezan’ny mpiasa ny andraikiny sy ny mombamomba ny didy aman-dalàna mifehy an’izany dia mitarika fandraisana fanapahan-kevitra azo anaranam-po na tsy amin’antony. |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |