|
|
|
|

Entrée1  mosavinkena
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Organa toy ny fonon' ireo fantsona madinika maro ikorianan' ny ra fotsy eran' ny tena ka mihazona ireo bibikelin' aretina ary miady aminy. (Ny misy ny mosavinkena dia eny antenatenan' ireny fantsona ireny, indrindra eo amin' ny manandrify ny famavany sy ny fileferana: leferan-dranjo, tata, helika, vozona)
Explications en anglais  4  [1.2#444][mosavin-kena] a kernel in beef
Explications en français  5  [1.3#446][mosavin-kena] glande des boeufs
6  [1.196] il est curieux de constater qu'on appelle mosavinkena (« sortilège de la viande »), certaines glandes endocrines des animaux qu'on pense pouvoir provoquer des désordres physiologiques, notamment le pancréas, les glandes surrénales et le thymus.
Vocabulaire  7  Zoologie: (en général)
Mots élémentaires  8  mosavy, hena

Mis à jour le 2024/12/07