|
|
|
|

Entrée1  mpampianatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Antokon' olona manoro sy mampitombo fahaizana an' ireo tsy mahay na tsy mahalala, antsoina amin' ny anarana ankapobe hoe mpianatra
Explications en anglais  4  [1.7] a teacher
Explications en français  5  [1.3] le maître, le docteur, l'instructeur, l'instituteur
6  [1.8] instituteur
Vocabulaire  7  Education
Radical  8  anatra
Titres  9  Foibe Filan-Kevitry ny Mpampianatra

Anagrammes  10  ampatrampany, mpampianatra

Mis à jour le 2025/01/21