Entrée | 1 mpampita |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en français |
3 [1.13] relais, conducteur |
Exemples |
4 [2.470#] Tsaroany tsara izany izy fahiny kamolahy sy tendan-kanina mpalokaloka ambany trano bongon' ny mpampita lakana! 5 [2.69#] Tsy ampy toy inona anefa dia tamy ny mpampita ombintsika, ka namikitra tamin' ny tongotr' omby aho, dia tafita soa aman-tsara. 6 [2.470#] Raha mahatsiaro tena ho valalanina amin' ny fitaninana andro sy ny resadresa-poana izany izy, dia indro mandray ny tehin-dakana ka manampinampy ny mpampita sy ny ampitaina. |
Radical | 7 ita |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/08 |
![]() |