|
|
|
|

Entrée1  mpanera
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Olona mpanelanelana amin'ny varotra atao, izany hoe manao ny fifampiraharahan'ny olona mpividy amin'ny olona tena tompon-javatra mpivarotra: Nalaky nahita trano ho fana kosa ianao izany. -- Nanatona mpanera aho no nahatanterahako izao
Radical  4  era

Mis à jour le 2024/12/11