|
|
|
|

Entrée1  mpisotro
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fatra-pitia misotro toaka na divay
Explications en anglais  4  [1.7] a drinker, a drunkard
Explications en français  5  [1.8] buveur, ivrogne
Exemples  6  [1.369#] Mampalahelo anefa fa mpisotro io ramatoa io.
7  [2.270#] Toy ny mpisotro ronono, tsy nanan-katao intsony izy.
8  [2.472#] Ny tena nijaly dia ny mpisotro kafe tsy nahita siramamy intsony;
Radical  9  sotro
Mots composés 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot mpisotro

Mis à jour le 2024/12/11