|
|
|
|

Entrée1  mpitondratena
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] Olona mipetraka irery ka miahy ny tenany
Exemples  4  [2.499#] Ny reniny mpitondratena dia malemy fanahy aoka izany.
5  [2.356#] mpitondratena ny reniny fa maty tamin'ny ady lehibe voalohany ny rain' i Maurice.
Radical  6  tondra, tena
Article  7  Randzavola: mpitondratena ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/12/07