|
|
|
|

Entrée1  mpitsoa-ponenana
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza ireo olona voatery nandao ny fonenany ka mankany an-tany hafa noho ny toe-javatra mitranga ao: ady, korontana, fitondrana tsy tanty
4  [1.13] olona mialokaloka amin'ny tany hafa noho ny antony samihafa
Explications en français  5  [1.13] réfugié
Vocabulaire  6  Politique
Mots élémentaires  7  mpitsoaka, fonenana

Mis à jour le 2024/12/07