|
|
|
|

Entrée1  mpizara
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  [1.3#868] celui qui divise, le diviseur
Exemples  4  [1.369#] Raha izy irery dia tsy ho mpizara mitovy na oviana na oviana.
5  [2.499#] Rehefa mandalo ny mpizara taratasy, dia i Bina no hendratra mialoha.
6  [2.606#] Alaharo telo ny harona milahatra telo, mba tsy hanahirana ny mpizara azy.
Radical  7  zara
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11