|
|
|
|

Entrée1  nahim-po
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] Sitraka, sitrapo: Samy manana ny nahim-pony ny olombelona
An-tsitrapo: Nomelohin' ny fitsarana izy satria nahim-pony no nanaovany ilay heloka vitany
Explications en anglais  4  [1.7] one's own sweet will
Explications en français  5  [1.8] sa propre volonté
Mots élémentaires  6  nahy, fo

Anagrammes  7  hampino, hanompy, himpona, hiompan, hompany, hompian, mpanohy, nahim-po, nahompy, nipoham, nompahi, ompahin

Mis à jour le 2025/01/21