|
|
|
|

Entrée1  ny diavolan-ko lava, ny kilalao mbola ho ela
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-manome fankaherezana olona, izay tsy nahomby na tsy nandray aniara tamin' ny asa na kilalao na fifaninanana iray ka ilazana aminy fa mbola misy fotoana hahazoany manarina
Mots élémentaires  4  diavolana, ho, lava, kilalao, mbola, ela

Mis à jour le 2024/12/07