|
|
|
|

Entrée1  ny zafy mpanahaka
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza fa matetika, araka ny fanamarihan' ny Ntaolo, dia manahaka ny raibeny ny zafy; fantatra koa fa tian' ny raibeny fatratra ny zafikeliny, ary izany no nahatonga ny zafy sasany nomena ny anarana hoe "Ratsimbazafy" (tsy mba zafy fa zanaka)
Mots élémentaires  4  zafy, mpanahaka

Mis à jour le 2025/03/30