Entrée | 1 papangohazo |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Zavatra mitapelaka (taratasy henjana na baoritra maivana sady manify) didiana atao mitarehimpapango mivelatra elatra, dia asiana kofehy mba hitanana azy ary dia alefa hoentin' ny rivotra manidina (atao koa hoe sarimpapango) |
Explications en français |
4 [1.3] cerf-volant |
Vocabulaire |
5 Jeu |
Mots élémentaires | 6 papango, hazo |
Anagrammes | 7 hazopapango, papangohazo |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |