|
|
|
|

Entrée1  raha efa
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] indraindray dia tsy maintsy sarahina ny teny roa nikambana "rahefa", raha toa ka manan-kevitra hoe "vita" ny "efa" ka ampiasaina ho solo-matoanteny: Raha efa izany dia nitsangana izy nikabary
Mots élémentaires  4  raha, efa

Mis à jour le 2024/12/07