Entrée | 1 rahariva |
Partie du discours | 2 nom |
Exemples |
3 [2.4] Afa-tsy izany, hiverina indray ny tsindrona indroa rahariva sy ny sisika. 4 [2.472] rahariva amin' ny valo ny fotoanantsika. 5 [2.48] Ary rahariva, dia miangona indray, dia handro rano ny andriana. |
Vocabulaire |
6 Temps |
Mots élémentaires | 7 raha, hariva |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |