|
|
|
|

Entrée1  Rajaonarivelo Auguste
Partie du discours  2  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  3  [3.1] Rajaonarivelo Auguste (1890-1957) (Anarana indrana: Auguste Rajon, Astre)
4  [2.314] Anisan' ny mpanoratra manan-talenta sy mikaly indrindra ary nanoratra betsaka koa Auguste Rajon - izay anarana indrana ihany, toy ny hoe Astre koa - fa Auguste Rajaonarivelo (1890-1957) no tena anarany.
Vocabulaire  5  Histoire: personnages
6  Littérature: auteurs
Mots élémentaires  7  Rajaonarivelo, Auguste
Ouvrages littéraires  8  Angolangolan' ny Tanora
9  Havesatry ny harena
10  Robin' Ikamadonto
11  1933 Bina
12  1958/02/27 Antananarivo miantsena
13  1959 Afon' Antongona

Mis à jour le 2024/12/10