|
|
|
|

Entrée1  rambon-tsaka rambon' alika
Partie du discours  2  locution
Explications en français  3  [2.415] antso ala faditra fanao tany Antsihanaka rahefa nisy rivo-doza, mba tsy hisy rambon-danitra izay masiaka indrindra noho ny ranon' Alaotra trohiny sy avoivoiny ka mandrava izay rehetra lalovany
Mots élémentaires  4  rambo, saka, alika

Mis à jour le 2024/12/26