|
|
|
|

Entrée1  ranomaso tsy miaraka amam-paty
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza fa tsy mety raha tsy mifanaraka amin' ny toe-javatra miseho izay atao, indrindra izay mikasika ny fahoriana na ny alahelo (raha zavatra mikasika ny hafaliana kosa no resahina dia atao hoe haingodisoaniarivo)
Mots élémentaires  4  ranomaso, tsy, miaraka, amana, faty

Mis à jour le 2025/02/02