|
|
|
|

Entrée1  rantsankazo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fisampantsampanan' ny taho lehibebe izay misandrahaka indray kosa avy amin' ny vatan-kazo; sampaho mitondra ny voa
4  [1.1][rantsan-kazo] ny sampan' ny hazo maniry
Explications en anglais  5  [1.2][rantsan-kazo] The branch of a tree.
Explications en français  6  [1.196] branches d'un arbre
Exemples  7  [2.59] ary hazo hatao tsatòka sy rantsankazo (kirihitra) no entin'ny olona isam pokon' olona isan andro.
8  [2.245] Mitondra rantsankazo misy raviny izy ireo, ka afatopatony amin' io ny torotorom-bola (songerim-bola) araka ny mahazatra azy.
Vocabulaire  9  Botanique: (en général)
Mots élémentaires  10  rantsana, hazo
Mots composés 
Holonyme 
Co-méronymes 

Mis à jour le 2024/12/07