|
|
|
|

Entrée (1/2)1  rariny
Partie du discours  2  nom rary et pronom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitsarana araka ny tokony ho izy, izay mirary tsara, izany hoe miady masony tsara tanteraka: Tsy rariny raha karama varimasaka no omenao ny mpiasa, nefa miasa andro aman' alina izy ireo
(Tsara homarihina fa ny hitsiny dia fitsarana araka ny tokony izy, izay mahitsy tsy misy olakolaka, ary ny marina, fitsarana araka ny tokony ho izy, izay marin-tampona tsy misy avo sy iva)
Radical  4  rary
Mots composés 

Entrée (2/2)14  rariny
Partie du discours  15  verbe passif rarina et pronom
Radical  16  rary

Anagrammes  17  nirary, rariny, ririna

Mis à jour le 2025/01/21