Entrée | 1 rendrika vao nahazo amalona |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] fiteny enti-milaza olona tratran' ny loza mahamay kanjo dia izany no nahazoany soa |
Mots élémentaires | 4 rendrika, vao, mahazo, amalona |
Mis à jour le 2025/02/07 |
![]() |