|
|
|
|

Entrée1  renitantely
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  [1.3] abeilles
4  [1.5, 1.13] abeille
Exemples  5  [2.996] Nitangorona tamiko tahaka ny renitantely izy ireo
6  [2.270] Nisamonimonina toy renitantely, ilay faniriana hahalalany ny momba ny misionera katolika, izay tany Ambositra.
Vocabulaire  7  Zoologie: invertébrés
Mots élémentaires  8  reny, tantely
Autres orthographes  9  renintantely
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot renitantely

Mis à jour le 2024/12/12