|
|
|
|

Entrée1  resy lahatra
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] tsy manan-kolazaina noho ny antony efa mazava niadian-kevitra; tsy manan kolazaina intsony amin' ny adihevitra fa efa voaporofo ny maha-diso ny hevitra tohanany
Explications en anglais  4  [1.7] beaten in an argument; convinced, persuaded
Explications en français  5  [1.8] battu dans une argumentation, convaincu, persuadé
Mots élémentaires  6  resy, lahatra

Mis à jour le 2024/12/07