|
|
|
|

Entrée (1/2)1  rorampiso
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina
Vocabulaire  4  Météorologie
Mots élémentaires  5  rora, piso
Analogues  6  erikerika, laviana, amanim-boalavo

Entrée (2/2)7  roram-piso
Partie du discours  8  locution
Explications en malgache  9  [1.1] ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy
Vocabulaire  10  Zoologie: (en général)
Mots élémentaires  11  rora, piso

Anagrammes  12  mpisaroro, roram-piso, rorampiso

Mis à jour le 2025/04/28