|
|
|
|

Entrée1  salanisa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Isa tokony ho an' ny olona na zavatra tsirairay raha, ohatra, ka zaraina amin' ny isan' izy ireo ny fitambaran' ny isa azony: Misy fianakaviana 8; mitontaly 60 ny isan' ny zanany: ny salanisan' ny zanak' izy ireo àry dia 7,5 (60:8)
Explications en français  4  [1.13][salan' isa] moyenne des nombres
Vocabulaire  5  Mathématiques: arithmétique
Mots élémentaires  6  sala, isa

Mis à jour le 2024/12/07