|
|
|
|

Entrée1  saro-kenatra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Olona menatra vetivety, mora tsy mahajery olona raha vao misy zavatra mikasika azy, mora menatra, mivoara-mena vetivety raha vao misy resaka na teny momba azy
Explications en anglais  4  [1.7] Very bashful
Explications en français  5  [1.3] Timide, qui se déconcerte, rougit facilement
6  [1.8] Très timide par honte
7  [1.13][sarokenatra] timide
Mots élémentaires  8  sarotra, henatra
Synonymes  9  menamenatra

Mis à jour le 2024/12/10