|
|
|
|

Entrée1  savarano
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fomba filomanosana maninjitra ny tanana roa izay akambana toy ny mivavaka ka manokatra ny lalana ao anaty rano arahin' ny tena manontolo
(sava-rano) lomano fanao raha ny tanana roa no indray manilika ny rano mba handrosoana
Mots élémentaires  4  sava, rano
Analogues  5  antsitrika, lomano, ranotsilany, tsikaroka, tsipysandry

Mis à jour le 2024/12/12