|
|
|
|

Entrée1  savolaina
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Vizana, volivoly; vahotra tsy maharay zavatra ary tsaroana dontodonto: Savolaina izany ny tanako tamin' ilay nitondra entana hatrany an-tsena anikeheo
Explications en anglais  4  [1.2#563] cramped
Explications en français  5  [1.3#592] qui a des crampes, engourdi, picoté par le froid
Exemples  6  [2.499] Vao tsy nahafaka hoatrinona akory dia savolaina!
7  [2.313] ny hevitr'io teny io ara-bakiteny dia savolaina, mitsakotsako.
8  [1.300] Ny aty don-tokana mahamanina k'asakasakareo te-ho savolaina, ka ny mandrotsirotsy no hosoketaina.
Radical  9  savola

Anagrammes  10  asalovany, isalovana, savolaina, soavalina

Mis à jour le 2025/01/21