|
|
|
|

Entrée1  solomaso
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitaovana misy fitaratra roa manampy ny maso mba hahita tsaratsara kokoa
Explications en anglais  4  [1.2.en#583] a pair of spectacles
5  [1.7.en#87] spectacles
6  [1.53.en#71] glasses
Explications en français  7  [1.8#81, 1.5#266] lunettes
Exemples  8  [2.472] Lehilahy lehibe anankiray, lava marotsaka, efa zokinjokiny, ary manao solomaso, no nitsangana.
9  [2.356#29] Raisiny ilay solomasony mba hafahafa izay, fa solomaso mihorona, tsy misy afa-tsy tahony tokana.
Mots élémentaires  10  solo, maso
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot solomaso

Mis à jour le 2024/12/07