Entrée | 1 tahotra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fahatsiarovana ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray: Tahotra ny alika no tsy hidirako ao amin' io tanàna io |
Explications en anglais |
4 [1.7] fear, terror |
Explications en français |
5 [1.3, 1.8] crainte 6 [1.3] peur, frayeur: Ny tahotro azy no nandosirako (J’ai fui, parce que j’ai eu peur de lui) 7 [1.8] terreur |
Exemples |
8 [2.472] Tsy izany anefa fa tahotra no tsaroako: |
Vocabulaire |
9 Emotions |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot tahotra |
Article |
20 Randzavola: tahotra ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 21 tahotra, tohatra |
Mis à jour le 2025/03/30 |
![]() |