Entrée | 1 tainina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza izay ampirehetana afo, izany hoe izay andrahoina: Inona no ao am-patana ao, ry Bozy? Mangahazo no tainiko ao, ry Nenitoa |
Radical | 4 taina |
Morphologie |
|
Synonymes | 9 tainana |
Anagrammes | 10 anatiny, ataniny, itainan, itanany, itanina, naitany, natainy, nitaina, nitanay, tainany, tainina, taniany |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |