|
|
|
|

Entrée1  takelajozoro
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] Zozoro maro nalahatra dia notevehina bararata kely lava na fantaka mba hampitambatra azy. (Ny takelaka dia fanaon' ny olona solom-baravarana vonjimaika, na fefy anakonan-javatra, na tontam-parafara lafiky ny kidoro)
Mots élémentaires  4  takelaka, zozoro
Synonymes  5  takelaka

Mis à jour le 2024/12/10