Entrée | 1 tany ama-monina |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] ny fitambaran' ny olona rehetra miara-miaina amin' ny faritra iray |
Explications en anglais |
4 [1.2] the dwellers in the same neighbourhood. |
Exemples |
5 [2.895#186] Fanetrin'ny tany ama-monina io ka ny dangy no mahatsara azy. 6 [4.27#2007/10/19] manetsiketsika ny mponina amin' ny olana mikasika ny fampandrosoana ny tany ama-monina |
Mots élémentaires | 7 tany, amana, monina |
Mis à jour le 2025/01/02 |
![]() |