Entrée | 1 taonjato |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en français |
3 [1.66.fr#865, 1.5#285] siècle |
Exemples |
4 [2.508#] Naharitra taonjato vitsivitsy tao Ankarana izy. 5 [2.366#] Taonjato fahavalo teo ho eo no niantombohan' izany fifandraisana izany. |
Vocabulaire |
6 Temps |
Mots élémentaires | 7 taona, zato |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/08 |
![]() |