|
|
|
|

Entrée1  tapitrisa
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Milaza folo hetsy, na 1.000.000 amin' ny tarehimarika. Marihina fa eo amin' ny tapitrisa, dia manomboka miverina tahaka ny tamin' ny "isa" indray ny fanisana malagasy: oh. 280.000.000 dia tononina hoe Valopolo amby roanjato tapitrisa, fa ny 280.000 kosa: Valo alina sy roa hetsy
Explications en anglais  4  [3.1] a million
Explications en français  5  [3.1] un million
International  6  [3.1] 1000000 ~ 1 000 000 ~ 1.000.000 ~ 1,000,000
Exemples  7  [2.996] ary roanjato tapitrisa no isan'ny miaramila an-tsoavaly;
8  [2.332] Roa arivo tapitrisa mahery ny olona rehetra eto ambonin' ny tany.
Vocabulaire  9  Mathématiques: arithmétique
Mots élémentaires  10  tapitra, isa
Tableaux et planches  11  Les nombres
Article  12  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Mis à jour le 2024/12/08