|
|
|
|

Entrée1  tenim-piontanana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] sokajinteny
4  [1.13] ny antsoina amin'izany dia ireo teny milaza fihetseham-po eo amin'ny resaka na soratra. Maro karazana izy ireo:ao ny milaza fahatairana miharo hetezerana: adray...; fataraina miharo hagagana: endrey...; alahelo: indrisy; fandatsana: akaito...; fahitana zavatra mahafatifaty: ntrô...
Ao aorian'ny tenim-piontanana, dia asiana tsoraka (!) mandrakariva, izay averina indray ery amin'ny faran'ny fehezanteny: indrisy! be fahavalo ny tsara!
Explications en français  5  [1.5] interjection
Vocabulaire  6  Linguistique
Mots élémentaires  7  teny, fiontanana
Tableaux et planches  8  Toutes les interjections

Mis à jour le 2024/12/08