|
|
|
|

Entrée1  tokantrano
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ny trano iveloman' ny mpivady mitokana tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny na ny havana; vady
Izay rehetra mikasika ny trano: forongo amam-panaka, ny asa aman-draharaha fanao ao
Explications en anglais  4  [1.2] household stuff; the household; house-keeping
5  [1.7] a household; a wife
Explications en français  6  [1.3] tout ce qui constitue l'ameublement d'un ménage
7  [1.8] ménage; épouse
Exemples  8  [1.1] Efa nahazo tokantrano izy
9  [1.1] Mivoaka lava io vehivavy io fa tsy mikarakara ny tokantranony
10  [2.471] manao tokantrano imaso amim-Bazaha i Bola.
11  [2.470] Sambatra sy tsara vintana amin' izay tokantrano ny azy!
Vocabulaire  12  Rapports: famille
Mots élémentaires  13  tokana, trano
Morphologie 
14  Simple :
Mots composés 
Proverbes  23  Proverbes contenant le mot tokantrano

Mis à jour le 2024/12/07