|
|
|
|

Entrée1  tokantranomaso
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Firaisa-monin' ny lehilahy sy vehivavy izay tsy mpivady ara-dalàna: Manao tokantranomaso
Exemples  4  [1.123#] Raha maka zanak' olona ho tokantranomaso, kanefa tsy mampakatra azy ho vady, dia sazina.
Mots élémentaires  5  tokantrano, maso
Article  6  Randzavola: tokantranomaso ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/12/07