Entrée (1/2) | 1 tondra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena |
Explications en anglais |
4 [1.2] root of mitondra, itondrana |
Explications en français |
5 [1.3, 1.5] action de porter, de conduire 6 [1.3] action de diriger |
Exemples |
7 [2.59] Nefa samy ny tondra ny tafiny izy mianaka, fa tsy niaraka nandeha tsy akory 8 [2.59] Dia lasa nankeny Antaninarenina izahay mianakavy, sady hamangy ny lehibe ny tondra ny tafiky ny Farantsay |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 14 tondra- |
Partie du discours | 15 forme morphologique de tondraka |
Exemples |
16 [2.69#246] Ny maty no resy, fa ny velona manao tondra-dro 17 [2.996] dia ho amin' izay tany tondra-dronono sy tantely 18 [2.470#6] Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay |
Radical | 19 tondraka |
Anagrammes | 20 tandro, tandro-, tondra, tondra- |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |