|
|
|
|

Entrée1  tongobolo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitoeram-paraky (avy amin' ny teny hoe: tongotra sy volo satria tamin' ny tongotra na vodin' ny volo -- karazana volotsangana -- no nanaovana azy taloha).
Explications en anglais  4  [1.7] a snuffbox, a tobacco-pouch
Explications en français  5  [1.8] blague à tabac
Exemples  6  [2.643#] Hitako ny hevitra, ondry roa no novidiko sy reniakoho telo, ary ny vakim-bola sisa nitondrako siramamy takelany vitsivitsy ho an' Ineny, sy tongobolo ho an' i Dada.
7  [2.895#] Nitsiky indray maka izy dia nangarona ilay tongobolo tandrok'omby tao am-balahany ary nitelina indraim-bava vao nahateny hoe : Hihaona hay isika ry zareo, ka ianareo be kivazivazy foana aninkeheo.
Mots élémentaires  8  tongotra, volo
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07